![]()
Ao anatin’ny tetikasa Fihariana ny tolotra Miarina, fampindramam-bola ny orinasa madinika sy salantsalany (PME-PMI), sahirana amin’izao krizy Covid-19 izao, taorian’ny fihaonan’ny filoha Rajoelina tamin’izy ireo. Nivoaka ny 25 aogositra teo ny antontanisa farany, mikasika ireo orinasa madinika sy salantsalany (PME-PMI), nahazo ny findramam-bola Miarina. Miisa 280 ny orinasa efa nanao izany ka mitotaly 15, 1577 […]