![]()
Hetsika ara-panatanjahantena maro no tsy tontosa ho an’ny taranja Beach Volley, tamin’ity taom-pikatrohana 2020. Niharan’izany avokoa na ny teto Madagasikara na ny maneran-tany. Namoaka fanambarana, ny alarobia lasa teo ny federasiona iraisam-pirenena, taranja Volley ball fa hany fifaninanana tsy nofoanana, saingy nahemotra kosa ny fiadiana ny tompondaka eran-tany Beach Volley U19. Raha tokony hatao ny […]