![]()
“Milalao sy fiarahana”. Anarana hiantsoana ny hetsika karakarain’ny ONG Espoirs d’enfant. Fanangonana “godasse” ho an’ireo tanora mpilalao baolina kitra tezaina sy beazina ao amin’ny Espoir Football Club, manana ny foibeny eto Antananarivo, izany. Ity ivontoeram-piofanana baolina kitra ity, izay tohanan’i Jeremy Morel, vodilaharan’ny Barea de Madagascar sy ny ekipan’ny FC Lorient, “Ligue 1” any Frantsa. […]