Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70676

Fifamoivoizana: nalamina  ireo toeram-piantsonan’ny taxi-be

$
0
0
Namoaka naoty ny kaominina Antananarivo Renivohitra, omaly, amin’ny fandaminana ireo toeram-piantsonan’ny taxi-be amin’ny faritra sy toerana maromaro. Natao izany ho fandaminana ny fifamoivoizana sy ny fitateram-bahoaka ary ialana amin’ny fitohanana lavareny. Ho an’ny eo Soarano, foana ny toeram-piantsonana manoloana ny Gare. Tokony handeha hisosa ny fiara rehetra mandeha amin’iny toerana iny, manomboka izao, satria tsy […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70676

Trending Articles