Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70783

Ranesa Firiana: “Mbola sarintsariny ny fifidianana sefo fokontany”

$
0
0
Nitondra ny heviny momba ny fitantanana eny ifotony ny mpahay lalàna, Ranesa Firiana. Nohitsiny fa tsy mbola araka ny tokony ho izy ny fifidianana ny sefo  fokontany amin’izao fotoana izao.   «Raha ny lalàna eto amintsika amin’ izao fotoana izao, mbola azo lazaina hoe sarintsarim-pifidianana ny fifidianana lehiben’ny fokontany. Ny antony, ny tena zava-misy: tendren’ny eo anivon’ny […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70783