Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70716

Fanamarinan’ny prefktiora: “Tsy nanaja ny fifanarahana ny MBS…”

$
0
0
Rafitra mpanamarina ny maha ara-dalàna ny fitantanana eny ifotony ny prefektiora. Tsy ara-dalàna ny fanapahana sy nandaniana “Déliberation con­solidation”, momba ny tanin’ny kaominina (CUA) eny Anosipatrana. Tsy tafiditra tao anaty lahadinika fa natao tany amin’ny samihafa tamin’ ny fivorian’ny mpanolotsain’ ny Tanàna, ny taona 2016. “No­­terena nampidirina tao ary nolaniana”, hoy ny fa­nam­baran’ny prefet an’Anta­na­narivo, […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70716

Trending Articles