Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70721

DRSP Vakinankaratra : mitetim-bidy 1 049 000 000 Ar ilay birao vaovaon’ny polisy

$
0
0
Trano lehibe misy efitra 31 ka ny 21 amin’ireo, birao fiasana miampy efitra lehibe iray fanaovana fivoriana, efitra fitanana olona, misy an’ny tsy ampy taona sy ny ampy taona. Izany ny trano vaovao fiasan’ny Fitaleavam-paritry ny filaminana anatiny eo anivon’ny faritra Vakinankaratra izay notokanana, omaly. Fotodrafitrasa mitentim-bidy 1 049 000 000 Ar. To­nga nitokana izany […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70721

Trending Articles