Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70753

Miaka-midina ary tena mbola mampanahy: miisa sivy ireo lavon’ny covid-19 tao anatin’ny 72 ora

$
0
0
Miaka-midina ary tena mbola mampanahy, raha ny antontanisa. Miisa sivy ireo lavon’ny coronavirus tao anatin’ny 72 ora. Niakatra ny isan’ny tranga  vaovao ka nampitandrina ny eo anivon’ny CCO, indrindra amin’izao fiverenan’ny fitateram-bahoaka  izao. Tsy nisy ny aina nafoy tao anatin’ny efatra andro, nanomboka ny 22 hatramin’ny 26 aogositra. Niova tampoka anefa izany tamin’ny telo andro farany […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70753

Trending Articles