Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70745

Fitsidihan’ny filoha Rajoelina tao Antsirabe: hahazo toeram-ponenana ireo mipetraka amin’ny trano hazo

$
0
0
Nitsidika ny tao Antsirabe ny filoha Rajoelina Andry, omaly. Nambarany fa maro ireo tetikasa fampandrosoana hatao any an-toerana. Anisan’ izany ny fananganana ny toeram-ponenana ho an’ny sa­rambabem-bahoaka «Loge­ments sociaux», natao hipetrahan’ireo olona tsy manana trano sy mipetraka amin’ny trano hazo. Hatsangana ihany koa ny toeram-ponenan’ireo zokiolona, tsy misy miahy hiatrehana ny fahanterany. No­jereny ny fandrosoan’ny […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70745

Trending Articles