Notanterahina, omaly teo amin’ny « Place d’arme » ny lanonana ara-miaramila « Fandresana 2020 » famoahana tamin’ny fomba ofisialy ireo mpianatra manamboninahitra ao amin’ny Akademia Miaramila (Acmil) Antsirabe, teo ambany fiahian’ny Filoham-pirenena sady filoha faratampon’ny Foloalindahy, Andry Nirina Rajoelina, ny minisitry ny Fiarovam-pirenena, ny Jly Rakotonirina Richard, ny Seg, ny Jly Ravalomanana Richard, ny COMGN, ny Jly Andrianjanaka Njatoarisoa, […]
↧