Taorian’ny fakana an-keriny ilay zazavavikely varira, 12 taona, tao amin’ny fokontany Berary-Belalanda-Toliara II, mbola tsy nandrenesam-baovao ny momba azy. «Mbola ao anatin’ny fikarohana tanteraka izahay. Efa misy kosa ny olona ahiahina nanao ny asa ratsy saingy mbola manara-maso azy ny zandary, ankehitriny», hoy ny fanazavan’ny zandary ao an-toerana. Tsiahiviana fa nalaina an-keriny tao anaty torimasony […]
↧