![]()
Manana fotoana hiomanana ny mpiadina amin’ny bakalorea, amin’ity taona ity satria nahemotra tapa-bolana ny tetiandro ho fandaminana ny fandraisana ireo hiatrika izany. Nihemotra tapa-bolana amin’ny tetiandro nambaran’ny filoha, nandritra ny kabariny tamin’ ny fahitalavitra ny tetiandro vaovao hanatanterahana ny fanadinana bakalorea taona 2020, araka ny fanambaran’ ny minisitry ny Fampianarana ambony, ny Pr. Elia Béatrice Assoumacou, […]