![]()
Manana izay heveriny momba ny mpanao mazia sy ny mazia ny tsirairay. Ny fahalalan-javatra rahateo samihafa. Milaza ny heviny kosa i Koukoumi, iray amin’ireo tanora miangaly ity zavakanto mitaky fahakingan-tanana sy saina ity… Tsy “Abrakadi, abrakadabra” fanaon’ny sasany, angalana ny “manomeza kely!” fa hakingan-tanana sy hakingan-tsaina natao ho fialamboly fotsiny ihany ny mazia an’i Koukoumi. […]