Natolotry ny fitantanana ny jono ao amin’ny minisiteran’ny Fambolena sy ny fiompiana ary ny jono (Maep) ny Antokon-draharaha mitantana ny seranan-tsambo sy ny zotra an-dranomamy sy an-dranomasina (APMF), omaly, ny tatitra mikasika ny loza an-dranomasina. Fanadihadiana tafiditra ao anatin’ ny fandaharanasa South West Indian Ocean Fishers (SWIOFISH) andiany faharoa, mikasika ny fampiroboroboana ny sehatry ny jono aty […]
↧