Quantcast
Channel: Newsmada
Browsing all 70706 articles
Browse latest View live

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Alliance Française Antsirabe : sambany hiaka-tsehatra any i D’Gary

Araka ny fandaharam-potoan’ny Alliance française Antsirabe (Afa) fantatra fa hanao fampisehoana goavana ao amin’ity foibe ara-koltoraly ao andrenivohitr’i Vakinankaratra i D’Gary. Hotontosaina anio,...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Tantara amin’ny onjampeo : hanao jery todika ny VMT

 Toy ny fanaony isan-taona. Hifamory sy hihaona etsy amin’ny foiben’ny Omda Faravohitra, rahampitso tolakandro manomboka amin’ny 2 ora, ny eo anivon’ny Vondron’ny mpiangaly tantara amin’ny onjampeo...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Mpikalo : mpianatra 450 mahery hianatra Baiboly

“Andrianiko ny teniko satria itoriko ny Vaovao Mahafaly”. Tsy zary teny filamatra fotsiny ho an’ny fikambanan’ny mpikabary katolika (Mpikalo) io fa tanterahina sy iainana, raha ny fanazavan’ny...

View Article

Haody : malaza indray ny “resa-boky”

 Volana marsa, totoafo ny hetsika momba ny soratra tetsy sy teroa. Volana avrily, malaza indray ny “resa-boky”. Sehatra tena mbola sahirana eto amintsika. Ny mpanoratra, tsy manan-kantenaina ny...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Lôlô : « Tsy misy hoe rava na misy vao niforona ny Lôlô sy ny tariny… »

 Lôlô sy ny tariny… Na dia aman-taonany tsy heno aza, marobe hatrany ireo mpankafy miandrandra ny fampisehoan’ity tarika manana ny lazany hatrany amin’ny taona 80 ity. Rava ve ny tarika ? Inona ilay...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Andron’ny asa : hisy tolotrasa 1 000 etsy Mahamasina

 Tetikasa Ambatovy, ny orinasam-pifandraisana Orange… Samy hanana tranoheva sy hampahafantatra ny momba azy etsy amin’ny lapan’ny Fanatanjahantena Mahamasina, ny 21 sy 22 avrily ho avy izao....

View Article

Nahazo toeram-pamakiam-boky ny EPP Iavoloha

 Notokanana, omaly, ny ivontoeram-pamakiam-boky ho an’ny EPP Iavoloha ka nanatrika izany ny filoham-pirenena, Rajaonarimampianina Hery mivady. Nanolotra fitaovana marobe sy kojakoja manokana ho an’ny...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Hikendrena ny rehetra ny “Tsenaben’ny boky”

Tanterahina etsy amin’ny zaridainan’Antaninarenina ny 20 ka hatramin’ny 24 avrily izao ny “Tsenaben’ny boky”. Hetsika fanaon’ny fikambanana Mampiely Baiboly eto Madagasikara (FMMB) sy ny fikambanan’ny...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Adema : ho fantatra anio ny orinasa hahazo ny tolo-bidy

Nambaran’ny minisitry ny Fotodrafitrasa sy ny fanajariana ny tany, omaly fa orinasa efatra tamin’ireo 16 no naneho ny fahavononany handray ny fanarenana ny seranam-piaramanidina Ivato. Hosokafana anio...

View Article


Indray mijery

 Nitsidika ny foibe fandraisana an-tanana ireo ankizy manana olana ara-tsaina eny amin’ny Les Orchidées Blanches ny minisitry ny Mponina, ny fiandohan’ny herinandro teo. Nahafahany nijery ny fiainan’ny...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Manomboka ny 100 andron’ny PMO sy PND : «Tsy misy ny fahagagana, mila...

 Vita omaly, ny atrikasa namaritana ny Drafi-panatanterahana ny asa (PMO) voafaritry ny Fandaharanasam-pirenena ho an’ny fampandrosoana (PND). Nanamafy ny velirano koa ny praiminisitra fa hiady amin’ny...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Any atsimo : zaza 15 000 tohanana ara-tsakafo

 Nanomboka ny fizarana fanampin-tsakafo mitondra otrikaina ny zaza enim-bolana ka hatramin’ny 24 volana iadiana amin’ny tsy fanjarian-tsakafo. Miantefa amin’ny ankizy 15 000 ao amin’ny distrikan’i...

View Article

Fanadinam-panjakana : 513.000 ireo mpiadina CEPE

 Mahatratra 513.000 ireo mpiadina ny fanadinana CEPE manerana ny Nosy izay hotanterahina ny 21 jolay ho avy izao. Mitsinjara amin’ny foibem-panadinana 1.723 ireo mpiadina ireo. Efa minisitra amin’ny...

View Article


Arovana ny sary famantarana ny Croix rouge

 Nankasitrahan’ny firenena soisa ny fanjakana sy ny Croix rouge Malagasy amin’ny famolavolana lalàna ho fiarovana ny sary famantarana ny Croix rouge. Nisongadina io nandritra ny atrikasa notanterahina...

View Article

Fahasalamana : hofongorina tanteraka ny aretina polio

 Hotanterahina ny 21 avrily ka hatramin’ny 1 mey izao ny hetsika fanamafisana ny Andron’ny vaksiny polio (FavPolio) andiany faharoa eto Madagasikara. Hisy ny fitetezan-trano ka hanomezana vaksiny ho...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

«Ligue des champions d’Europe» : resin’ny Barcelone tao an-kianjany ny PSG

 Resin’ny FC Barcelone, tamin’ny isa mazava, 3 noho 1 ny Paris St Germain, ny alarobia lasa teo, teo amin’ny lalao ampahefa-dalana mandroso, eo amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Eoropa «Ligue des...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Volley – Coupe de la Fédération : tafita ny Stef’Auto, VBCD, AMVB ary Asi

 Vao mainka mihamafy ny fihaonana. Miditra amin’ny lalao manasa-dalana, anio, ny fiadiana ny “Coupe de la Fédération”. Tafita hiatrika izany eo amin’ny vehivavy ny Stref’Auto, VBCD, AMVB, Bi’As ....

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Kitra – Amboaran’ny ranomasimbe Indianina : tafita hiatrika ny famaranana ny...

 Nahazo fandresena fanindroany ny Cnaps Sport, omaly, teo amin’ny fifanintsanana hiadiana ny ho tompondakan’ny ranomasimbe Indianina (CCCOI 2015), taranja baolina kitra. Fandresena tamin’ny isa...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Insécurité alimentaire dans le Sud : le PAM à la rescousse

 Le Programme alimentaire mondial des Nations Unies (PAM) vient de fournir un produit prêt à l’emploi pour combattre la malnutrition chez les jeunes enfants dans le Sud. Il s’agit de sachets contenant...

View Article

Women for water and sanitation : la Première dame à Washington

 Madagascar sera représentée par la Première dame de la République de Madagascar, Voahangy Rajaonarimampianina durant la cérémonie en marge du lancement de la déclaration « Women for water and...

View Article
Browsing all 70706 articles
Browse latest View live