Quantcast
Channel: Newsmada
Browsing all 70299 articles
Browse latest View live

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Ambodivokely : manampy ny traboina ny malala-tanana

 « Tsy hadinon’ny malala-tanana ny traboina ao amin’ny fokontany Ambodivokely nanomboka ny volana janoary no ho mankaty », hoy ny fanazavan’ny sefo fokontany, Rasoamboavonjy Eveline, omaly. Nanampy...

View Article


Vakinankaratra : nametraka fanamby ny lehiben’ny faritra

 Nametraka fanamby raha vao nandray ny asany. Tsy handeferana ny kolikoly amin’ny endriny rehetra eny anivon’ny fitantanan-draharaham-panjakana sy ny sampandraharaha rehetra, araka ny nambaran’ny...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Olana ara-bolan’ny Cenit : manahy ny hihemoran’ny fifidianana ny Vitatsika

 Nitondra ny heviny momba ny fanomanana sy fikarakarana ny fifidianana ny filoha mpanorina ny antoko Vitatsika. Nambarany fa teboka maromaro no mety tsy haha raikitra ny fifidianana ben’ny Tanàna...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Ndriandahy Mahamoudou : « Maika ny fanatsarana ny...

 Hatramin’izao, tsy hita izay fiovana amin’ny fitantanan-draharaham-panjakana. Maneho ny fijeriny ny tonia mpanatanteraka ny firaisamonina sivily Voifiraisana/PFNOSCM, Ndriandahy Mahamoudou: « Maika ny...

View Article

Razafitsiala : “Ara-dalàna ny fanendrena ny tale jeneralin’ny APMF”

 Nanaitra ny mpitondra fanjakana, omaly, ireo vondrona maromaro miasa amin’ny sehatry ny fitaterana an-dranomasina momba ny fanendrena ny tale jeneraly vaovao ao amin’ny APMF. Hita amin’ireo vondrona...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Razanamahasoa Christine : « Tsy ara-dalàna ny fanendrena lehiben’ny faritra...

« Tsy ara-dalàna ny nanendrena ireo lehiben’ny faritra vaovao. Ny lalàna 2014-01 nanendrena azy ireo, efa tsy manankery intsony, araka ny lalàna 2014-020. » Io ny fanazavan’ny depiote, mpahay lalàna...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

« Festival de guitare de Madagascar » : hisy mpitendry gitara vahiny ho avy...

Mivelatra tsikelikely. Hita ny lesoka tamin’ny andiany voalohany, ka ezahina hivelatra kokoa ny andiany faharoa amin’ny« Festival de guitare de Madagascar » na ny hetsika natokana ho an’ny gitara....

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

BNI Madagascar : antsoina ny mpikarama rehetra

 Manana andraikitra amin’ny fampandrosoana ny toekarem-pirenena ny banky. Nanazava izany ny ao amin’ny BNI Madagascar, omaly, notarihin’ny tale jeneraly lefitra, Denis Bareau, sy ireo mpiara-miasa...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Fananan-tany : hiverina hiasa ireo mpitokona, saingy nametraka fepetra

 Nanapa-kevitra ireo mpiasan’ny fananan-tany fa handray ny asany ny 23 marsa ho avy izao taorian’ny fivoriana niarahana tamin’ny tompon’andraikitra samihafa. « Ho fitsinjovana ny vahoaka no antony”,...

View Article


Any Frantsa … : « Festivals » maherin’ny 100 nofoanana

 Araka ny fanisana nataon’ny “médiatrice culturelle”, Emeline Jersol, miasa ao amin’ny foibe nasionalin’ny zavakanto an-dalambe, Le Boulon, any Vieux-Condé. « Festivals », rafitra sy fikambanana...

View Article

Kitra – «Ligue des champions 2015» : tafita na resy aza ny AS Monaco

 Anisan’ireo ekipa tafita hiatrika ny lalao ampahefa-dalana, amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Eoropa «Ligue des champions», taranja baolina kitra ny AS Monaco. Na resin’ny Arsenal, tamin’ny isa 2...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Basikety – “Coupe du Président” : tafita amin’ny manasa-dalana ny Lucadro sy...

 Nangotraka ny fifanintsanana teo amin’ny fiadiana ny “Coupe du Président”, taranja basikety, ho an’ny Zone Centre. Hetsika notanterahina tany Toamasina, tao amin’ny kianja mitafo Soavita, nanomboka ny...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Rugby à VII : firenena efatra hiady ny lohany amin’ny «Aroi 2015»

 Hafana ny fiadiana ny ho tompondakan’ny ranomasimbe Indianina (Aroi 2015), eo amin’ny taranja rugby à VII, sokajy zandriny. Hisantatra ny lalao ny kianja Père Pedro, Andralanitra.   Hanomboka anio,...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Tarika Marolahy : hivoaka ny rakikira, hisesy ny seho

Hanatanteraka ny fampanantenana nataony ny mpankafy ny kanto ny tarika Marolahy. Hivoaka rahampitso ny “Vitan’ny lalagna”, rakikira vaovaon’ny tarika. Hira sivy ny ao anatiny. Anisan’ireny ny “Nirina”,...

View Article

Prix des médicaments : hausse de 10%

Depuis quelques temps, une hausse généralisée de l’ordre de 10% du prix des médicaments est observée. La raison principale en est que le cours du change a augmenté. Selon les explications du directeur...

View Article


Etudes anglophones : 64 lycéens bénéficient d’une bourse

 Des bourses d’études d’anglais ont été attribuées à 64 jeunes lycéens à travers le programme « English access microscholarship ». Ce programme d’une valeur  totale de 375.000 dollars, est financé par...

View Article

Brèves

 Les recettes fiscales intérieures s’établissent à 111,3 milliards d’Ar à la fin février de cette année. Ce qui implique une légère amélioration par rapport à la réalisation de la même période en 2014....

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Service foncier : reprise de travail lundi

Les employés du service des Domaines, à l’issue d’une assemblée générale (AG) tenue hier, ont décidé de reprendre le travail à compter du lundi 23 mars prochain. Le gouvernement a promis d’étudier...

View Article

Rochers d’ambatomaro : le BNGRC se veut rassurante

 Il n’y a plus de dangers majeurs venant des rochers d’Ambatomaro, selon le secrétaire exécutif (SE) du Bngrc, Ludovic Christian Lomotsy, interrogé par nos soins à son bureau à Antanimora, hier. De ce...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Agence portuaire maritime et fluviale : la nomination du DG contestée

L’association pour la défense des intérêts des travailleurs de la mer a fait savoir hier, lors d’une rencontre avec la presse à Antanimena, qu’elle conteste formellement la fraîche nomination du...

View Article
Browsing all 70299 articles
Browse latest View live