President du conseil d’administration du FID : Hajo Andrianainarivelo d...
Hajo Andrianainarivelo quitte le Fonds d’intervention pour le développement (FID), après six ans de bons et loyaux services, avec le sentiment du devoir accompli. Dans un entretien à bâtons rompus...
View ArticleDu Nouvel an à la Francophonie !
La célébration du Nouvel an malgache coïncide cette année comme par hasard avec la fête de la Francophonie. Ce n’est que le fruit du hasard, il faudra bien le souligner, car jusqu’ici, les Malgaches...
View ArticleDémission du poste de PCA du FID : « Le régime ne veut pas collaborer avec...
Mission accomplie à la tête du Fonds d’intervention pour lé développement (FID) pour Hajo Andrianainarivelo. Il a décidé de quitter son poste mardi dernier après 6 années au poste de Président du...
View ArticleSamy hitaky sata manokana isika
Mafampana indray ity resaka sata manokana ity izao. Tadidy tampoka amin’izao anoratana izao ny fampietrena ny sata manokan’Antananarivo Renivohitra, noho ny tombontsoa politika manokan’ny mpitondra...
View ArticleTratran’ny vela-pandrika… : toaka gasy iray alina litatra saron’ny polisin’ny...
12.200 litatra ! Izany no totalin’ny toaka gasy sarona nandritra ny vela-pandrika nataon’ny polisin’ny Fip tao Alakamisy Ambohimaha sy tany Farafangana, ny talata lasa teo. Saika hamatsiana an’ i...
View ArticleMaty ny afo ?
« Ho fitsinjovana ny vahoaka madinika… » Mora ery ny mampiditra izany fialana bala izany anaty kabary, rehefa hilefitra amin’izay nihenjanana iny. Fanaon’ny mpitondra fanjakana, fa indrindra...
View ArticleHonoré sa cause !
Du temps de Marc Ravalomanana, son obtention du titre honorifique « Honoris « a créé une vague de polémique. En effet, ses détracteurs lui reprochent l’absence d’un cursus universitaire idoine pour...
View ArticleAnosizato : nahazo sekoly fibeazana ny zokiolona
Notokanana, omaly teny amin’ny foiben’ny Hafari Malagasy Anosizato ny sekoly fanabeazana ny zokiolona sy ny sekoly natokana hampianarana mamaky teny sy manoratra ireo zanaky ny sahirana eny La Réunion...
View ArticleAsa sosialy : nanampy ireo traboina ny mpiasa sosialy
“Samy hafa ny asa sosialy sy ny asa soa, fiantrana sy fanomezana zavatra ny asa soa ary mijanona eo. Ny asa sosialy ataon’ny mpiasa sosialy kosa, fanarenana ny maha olona, ary tsy vita raha tsy tonga...
View ArticleVohibola Isandra : dahalo efatra voasambotry ny polisy
Saron’ny polisin’ny Fip ao Fianarantsoa, ny asabotsy teo tao Vohibola Isandra ireo dahalo efatra tompon’antoka tamin’ny fanafihana ny renim-pianakaviana iray sekretera mpitahiry ny volan’ny kaominina...
View ArticleFanararaotana : lahy antitra voasoloky vola 60 tapitrisa Ar
Tsy misy tandroka ny ratsy! Rangahy iray marary mipetra-drery eny Ampefiloha no nivadihan’ny mpitaiza azy ary nahazoany vola 60 tapitrisa Ar . Tsy manambady aman-janaka io rangahy efa antitra io ka...
View ArticleIndray mijery
Nandray anjara tamin’ny fivoriana tany New York momba ny fanapahan-kevitra tapaka tany Beijnig 20 taona lasa sy ny zavatra hotanterahina aorian’ny taona 2015 ny minisitry ny Mponina malagasy, Realy...
View ArticleFitantanana ny Fid : nametra-pialana tsy ho PCA Andrianainarivelo Hajo
“Tsy filohan’ny filankevi-pitantanana (PCA) eo anivon’ny Tahiry ho an’ny fampandrosoana (Fid) intsony aho, nanomboka ny talta teo. Mihevitra ny tenako fa nahavita ny iraka nampanaovina ahy nanomboka...
View ArticleFokontany Milenaka Toliara II : sambany hisotro rano madio ny mponina
Notokanana tamin’ny fomba ofisialy omaly, ny fotodrafitrasa famatsiana rano fisotro madio ao amin’ny fokontany Milenaka, distrikan’i Toliara II. Io ny nentina nanamarihana sahady ny Andro...
View ArticleHotafoina ny sekoly simba eto Analamanga
Miaina amin’ny zava-misy ny mpianatra tsy afaka manohy fampianara satria 1 400 ny efitrano simba, 600 amin’ireo, rava tanteraka vokatry ny rivodoza roa farany teo. « Misy ny fandaminana napetraky ny...
View ArticleFamatsiana ny farmasian’ny CSB, hopitaly : 1 miliara Ar hividianana fanafody
Tsy manana olana ny Salama amin’ny famatsiana fanafody ara-potoana ny toeram-pitsaboana tantanan’ny fanjakana manerana ny Nosy na nahena aza ny sora-bola natokana hividianana fanafody taorian’ny...
View ArticleFiarahamonina : nitombo isa ny voan’ny tiberkilaozy
Tanjona ny hoe ho foana tanteraka ny aretina tiberkilaozy. Eto amintsika anefa, nitombo fa tsy nihena akory ny isan’ny olona tratran’ity aretina ity. Porofon’izany, araka ny voalaza ao anatin’ny...
View ArticleFantina sy fintina
Mila vola 10 tapitrisa dolara ny Cenit, araka ny nambaran’ny tomponandrakitra eo anivon’io vaomieram-pirenena mahaleo tena misahana ny fifidianana io. Hampandehanana ny asa amin’ny fanatanterahana ny...
View ArticleEfa eto an-tanindrazana : handinika ny raharaham-pirenena ny Mapar sy Rajoelina
Nigadona an-tanindrazana; afakomaly, ny mpanorina ny Mapar, Rajoelina Andry, ary hamory ny birao politikan’ity vovonana ity, anio etsy Ambodivona, raha tsy misy ny fiovana. Anisan’ny horesahina...
View Article