Fantina sy fintina
Mitaky ny tokony hijerena miaraka amin’ny vahoakan’Antananarivo, ilay lalàna momba ny sata manokana mihefy an’Antananarivo, alohan’ny hanolorana azy any amin’ny atenimieram-pirenena, ny depiote Mapar,...
View ArticleRazafiarison Laza : “Miverena amin’ny fanapahan-kevitra”
Tsy mbola tara ? Nitondra ny heviny manoloana ny raharaham-pirenena ny kandidà filoham-pirenena, Razafiarison Laza. “Aoka hiverina amin’ny fanapahan-kevitra ianareo mpitondra ary hamerina amin’ny...
View ArticleFanoloana ny lehiben’ny faritra : nametraka ny olony eny amin’ny faritra ny HVM
Fakana bahana hiatrehana ny fifidianana ? Nirarakompana ny fanesorana sy fanoloana tamin’ny alalan’ny filankevitry ny minisitra, afakomaly teny Iavoloha, ny ankamaroan’ireo lehiben’ny faritra. Miisa...
View ArticleFampihavanan’ny FFKM : mbola misokatra ho an’ny rehetra ny fihaonambem-pirenena
Na eo aza ny fanenjehana sy fanasoketana na koa fitsikerana. Nambaran’ny loharanom-baovao eo anivon’ireo delegasiona fa hitohy hatrany ny fampihavanam-pirenena tarihin’ny FFKM. Tsy miverin-dalana....
View Article« Carnaval de Madagascar » : hanolotra seho maimaimpoana i Francky Vincent
Fety tsy an-kiato sady maimaimpoana ny « Carnaval de Madagascar », hotontosaina ny 19 hatramin’ny 21 jona etsy amin’ny Araben’ny Fahaleovantena. Tanjona voalohany ny hiarahan’ny Malagasy rehetra...
View ArticleTaraty ny kanto
Taorian’ny tarika Ny Railovy, i Samoëla indray no hiaka-tsehatra etsy amin’ny CC Esca etsy Antanimena, anio hariva. Azo lazaina ho fihaonany voalohany amin’ny mpankafy azy ity, amina toerana lehibe...
View ArticleFodiamandrin’i Rida : tohina ny mpanakanto
Fantatro i Rida satria naman’ny zokiko. Tohina tanteraka aho! Izaho rahateo, tia ny hiran’ny tarika Ny Railovy izay tsapako fa ahitana fahabangana ankehitriny. Ny beso mantsy no tena haingon-kira....
View ArticleHaody : fankasitrahana tsara indrindra, fanohizana ny napetrany
Vao tsy nahadingana ny telo volana voalohan’ny taona 2015 akory isika, mpanakanto maromaro no nindaosin’ny fahafatesana. Namela mamy sy kanto izy ireny. Fankasitrahana tsara indrindra atolotra ireo...
View ArticleRainitelo sy Raveloson : hanokatra ny « Hiragasy goavambe 2015 »
Manomboka hitsahatra ny orana. Fotoana hidiran’ny mpanao hiragasy eny an-kianja amin’izay. Ho an’ny eto an-dRenivohitra, hosokafana ny 15 marsa izao ny taon-kiragasy 2015. “Hiragasy goavambe 2015”,...
View ArticleTaraty ny kanto
Taorian’ny tarika Ny Railovy, i Samoëla indray no hiaka-tsehatra etsy amin’ny CC Esca etsy Antanimena, anio hariva. Azo lazaina ho fihaonany voalohany amin’ny mpankafy azy ity, amina toerana lehibe toy...
View ArticleTetikasa Matoy : tsinjovina ireo tantsaha marefo
Tetikasam-pampandrosoana hanamafisana ny fiaraha-miasa nandritra ny 50 taona teo amin’i Soisa sy Madagasikara ny « Matoy ». Miompana amin’ny fanatsarana ny fari-piainan’ny tantsaha, toy ny eto...
View ArticleTantara an-kira : fototra i Madagasikara, anatin’ny « Li Te Ve War »
Efa natsidika teto fa hafakely ity tantara an-kira iray ity. Ny tena marina aza, tsy tantara an-kira fotsiny, fa fampiarahana karazan-javakanto maro amina sehatra sy fotoana iray ny « Li Te Ve War »....
View ArticleHanao seho enina : lasa any Frantsa i Nina’s
Fivoahana ivelan’i Madagasikara voalohany, ho an’ny tarika Nina’s. Vaovao lehibe, araka izany, satria porofon’ny fananan’ny tarika ny toerany eo amin’ny tontolon’ny mozika ny nahazoany fifanarahana...
View ArticleCrem-Harena an-kibon’ny tany : mahasarika ny mpampiasa vola i Madagasikara
Tsara toerana ! Araka ny fanadihadian’ny sampandraharaha iraisam-pirenena Fraser, misehatra amin’ny harena an-kibon’ny tany, nahazo laharana faha-55 i Madagasikara amin’ny firenena 112 ny taona 2014...
View ArticleTondra-drano eto Antananarivo : mbola mitoetra ny filazana loza manambana
Na tsy avy aza ny orana tao anatin’ny roa andro, mbola misy filazana loza manambana ho an’ny lemaka eto Antananarivo sy ny manodidina amin’ny faritra lalovan’ny renirano telo : Ikopa, Mamba...
View ArticleFiarovana ny zon’olombelona : mitsangana ny vondrona Miralanja
Nampahafantarina, omaly tetsy Antaninarenina, ny vondrona Miralanja, miaro ny zo mahaolona. Ivondronan’ireo tanora mpahay lalàna sy mpiantsehatra eo amin’ny sehatra sosialy maromaro ity Miralanja ity....
View ArticleConamept : mitaky dingana ny fanabeazana ho an’ny rehetra
Nanatanteraka atrikasa tetsy Antaninarenina, omaly, ny Conamept niaraka tamin’ny mpampahalala vaovao. Novoizina tamin’izany fa mila dingana avy amin’ny tsirairay ny fampandehanana ny fanabeazana ho...
View ArticleBasikety – Coupe du Président : hifampitady ny samy Diana
Samy tsy hanaiky. Hotanterahina anio ireo lalao ampahefa-dalana amin’ny fifanintsanana amin’ny fiadiana ny “Coupe du Président”, taranja basikety, ho an’ny Zone Nord sy Zone Sud. Araka ny efa...
View ArticleMinisiteran’ny Fiompiana : ahitana soritra pilplan ny 38%-n’ny henan-kisoa
Miantraika amin’ny olombelona ny fanafody omena ny kisoa Misy mampiasa fanafody fanabeazana aizana omen’ny mpiompy ny kisoany mba tsy hiterahany. Miantraika any amin’ny vatan’olombelona mihinana ny...
View ArticleKitra – «Ligue des champions d’Europe» : afa-bela tamin’ny Chelsea ny PSG
Manohy ny diany eo amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Eoropa ny Paris St Germain. Noravan’izy ireo, tao amin’ny kianja filalaovany, ny nofinofin’ny Chelsea. Nahavita ny valin’adiny ihany koa ny...
View Article