Fantina sy fintina
Nisongadina tamin’ny filankevitry minisitra natao teny Iavoloha, afakomaly, ny fanendrena tompon’andraikitra ambony eny anivon’ny primatiora. Voatendry ho sekretera jeneralin’ny governemanta i...
View ArticleAntoko politika : roa monja no nahavita fanambaram-pisiana
« Antoko politika roa ihany aloha no mbola nahavita fanambaram-pisiana ho an’ity taona 2015 ity, nefa hiatrika fifidianana isika. Koa raha antoko politika tsy ara-dalàna, tsy afa-kanolotra kandidà...
View ArticleAndramena-Mananara Avaratra : olona telo voasambotra, norahonana ny mpanao...
Maro ireo fikambanana sy ONG mifarimbona manara-maso amin’ny fanondranana an-tsokosoko ny harem-pirenena, toy ny andramena, ohatra. Any amin’ny tapany avaratr’ i Toamasina, mahatsiaro ho voahelingelina...
View ArticleBTF : « Afaka mampindram-bola ny fanjakana ny olon-tsotra »
Tsy voatery manatona ny banky foibe intsony ny olon-tsotra na ny orinasa raha te hampindram-bola ny fanjakana, amin’ny alalan’ilay antsoina hoe Bon du trésor Fihary (BTF). Mahazo tombony kokoa ny...
View ArticleTombola Total effimax : nozaraina omaly ireo loka
Ny 8 ka hatramin’ny 28 desambra lasa teo no nisokafan’ny tombola Total Effimax. Ireo mpanjifa nividy solika, mihoatra ny 30 000 Ar no afaka mandray anjara tamin’ity fisarihana ity. Avy mividy izy ireo...
View ArticleHira ara-pilazantsara : hivoaka ny “Miverena” an’ny tarika Lahatra
Taorian’ny “Ray ô!”, ny taona 2012, tontosa soa aman-tsara ary hivoaka amin’io herinandro ho avy io ny “Miverena”, vokatra faharoa an’ny tarika mpanao hira ara-pilazantsara, Lahatra. Misy karazany roa...
View ArticleTaratry ny kanto
« Rock acoustique », etsy amin’ny Trass Tsiadana. Miezaka hatrany mitady tolotra tsy fahita firy, homena ireo mpialavoly isaky ny faran’ny herinandro ny Trass eny Tsiadana. Fantatra fa i Nini Kiaka sy...
View ArticleZavakanto malagasy : sinibe nanovozan-javatra maro ny tarika Ny Railovy
Amin’ny taon’itsy (2016), feno 60 taona ny Ny Railovy. Nametraka ireo vitany ho an’ny taranaka aty aoriana. Nitsimohan-javatra maro ho an’ny zavakanto malagasy. Nipoirana fiovana samihafa teo anivon’ny...
View ArticleVolley : hanampy ireo ligy ny federasiona
Taorian’ny fitsidihana nataon’ny filohan’ny federasiona malagasin’ny volley (FMVB) vaovao, Andriamandimbisoa Jocelyn, ny ligin’i Boeny, nivoitra tamin’ny resaka nataony tamin’izany fa hanampy ireo...
View ArticleCan 2015 : raikitra ny ady eo amin’ny Caf sy i Tonizia
Vaky tanteraka ny ady eo amin’ny Caf sy ry zareo Tonizianina. Tsy nilefitra nanoloana ny fampitahoran’ny Caf amin’ny tokony hialan’ny federasiona tonizianina tsiny izy ireo. Voasazy tsy miatrika ny...
View ArticlePalais des sports : nahemotra ny fanamboarana
Araka ny fanapahan-kevitra tamin’iny taona 2014 iny, tokony hahazo fanamboarana goavana ny lapan’ny Fanatanjahantena Mahamasina. Tokony ho nanomboka ny volana janoary teo izany fanamboarana izany,...
View ArticleOpération gratuite par Mercy Ships : une levée de fonds pour le transport des...
Le manque de moyens financiers pour se rendre à Toamasina, lieu où se trouve le bateau hôpital Mercy Ships est l’un des principaux obstacles empêchant des centaines de patients de bénéficier de...
View ArticleDéveloppement durable dans l’océan Indien : lancement du programme «...
L’ « Eco-Schools », un programme qui aide les écoles à prendre des mesures en faveur du développement durable, vient d’être lancé pour l’océan Indien. Cette semaine, des représentants des Seychelles,...
View ArticleFamine dans le sud : le BNGRC en cours d’évaluation
Concernant la situation de sécheresse dans le Grand Sud (Kere), une réponse de la part du BNGRC et ses partenaires sont en cours, selon ce bureau national. Actuellement, des équipes sont sur le...
View ArticleÉducation numérique : la distribution de tablettes numériques se poursuit
Depuis cette année scolaire, le ministère de l’Education nationale a mis en place l’éducation numérique afin d’améliorer la qualité de l’éducation à Madagascar. Afin de concrétiser ce projet, 80 lycées...
View ArticleBrèves
Relation UE-Madagascar : dialogue politique ce jour Le premier dialogue politique initié par l’Union européenne (UE) se déroulera ce jour à partir de 9 h 30 au palais d’Iavoloha. Il s’agit d’un premier...
View ArticleCandidats de la mouvance Ravalomanana aux communales : le spectre du...
La mouvance Ravalomanana se dit prête à affronter les urnes pour les prochaines communales. Pourtant, eu égard aux déclarations des orateurs de la place Magro à Behoririka, hier, force est de constater...
View ArticleTsimbazaza : une session extraordinaire est incontournable
Jour-J pour la date butoir de soumission du programme de chaque ministre auprès de la primature. En effet, le Premier ministre (PM) Jean Ravelonarivo a sommé tous ses ministres de lui faire parvenir au...
View ArticleEspagne – Madagascar : relance des relations économiques
Ayant déjà présenté ses lettres de créances au mois de septembre dernier, l’ambassadeur d’Espagne à Madagascar, Son Excellence M. Juan Ignacio Sell Sanz, vient d’effectuer une visite de courtoisie,...
View ArticleIntempéries : le cyclone Fundi en cours de formation
Une perturbation tropicale est en cours de formation dans le centre du canal de Mozambique. En effet, une zone de convergence intertropicale se trouve au nord-ouest du district de Morombe depuis hier....
View Article