Quantcast
Channel: Newsmada
Browsing all 70740 articles
Browse latest View live

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Major League Soccer: Rayan Raveloson dans l’équipe-type

Son adaptation dans le championnat américain ou le Major League Soccer, est rapide. Avec seulement deux matchs à son actif, sous la tunique de son nouveau club, Los Angeles Galaxy, l’international...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Basket N1A: Cospn2, un cas unique

A mi-chemin, la première phase du championnat national N1A a tenu ses promesses. Les statistiques sont surprenantes notamment chez les équipes masculines. A l’issue des trois premières rencontres de la...

View Article


Ranomafana: taksiborosy nivadika tany anaty hantsana, olona roa maty

Io indray koa! Vao afakomaly no nisy fiara Crafter iray nivadika tao Miarinarivo, izao sahady koa, fiara taksiborosy iray nivadika tany anaty hantsana 200 metatra eo ho eo ao Ranomafana, omaly. Vokany,...

View Article

Ambatolahy: haverina ny Kalony hiara-hiasa amin’ny mpitandro filaminana

 Taorian’ny fanafihan-dahalo nitranga tao amin’ny kaominina Ambatolahy, andro vitsy lasa izay, tonga any an-toerana ny lehiben’ny fari-piarovana sy ny fandriampahalemana (ZDS Tsiribihina), afakomaly,...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Ankoatra ny lamandy…: mampigadra 1 hatramin’ny 5 taona ny fisalorana...

Niverina indray ny fanenjehana ireo olona manao akanjona miaramila sy/na mivarotra ireny akanjo maramara mitovy loko amin’ireo fanaon’ny mpitandro filaminana. Mampigadra 1 hatramin’ny 5 taona ny...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Maevatanàna: tsy nety nanao famindram-pitantanana ny ben’ny Tanàna

Niteraka fifanjevoana ny tsy faneken’ny ben’ny Tanàna ao amin’ny kaominina ambonivohitr’i Maevatanàna hanao famindram-pahefana amin’ny ben’ny Tanàna vaovao. Taorian’ny fifidianana ben’ny Tanàna ny 27...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Haintrano nahatsiravina tetsy Ambohijanahary: tsy tafavoaka, maty kilan’ny...

Hoe fipoahana gazy ny nahatonga ity haintrano nahatsiravina tetsy Ambohijanahary, omaly antoandro, ity. Goavana ny fahavoazana. Ankoatra ny fahasimban-javatra maro tao amin’ilay trano,...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Rodorodo famindra

Ilazana hafainganam-pandeha ny rodorodo famindra. Matetika, ny olo-mahery sy ny matanjaka ny mahavita manao rodorodo famindra fa tsy ho an’ny osa sy ny kely aina. Hita taratra amin’ny fiainam-pirenena...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Fiaraha-miasa CUA, Norvezy, Water-Aid, Unicef: nahazo kamiao vaovao sy...

Notanterahina tetsy amin’ny lapan’ny Tanàna Analakely, omaly, ny fanolorana kamiao vaovao entina hitaonana fako ho an’ny kaominina Antananarivo Renivohitra izay hampiasain’ny Société municipale...

View Article


“Raharaha Jerison”: noraisin’ny fanjakana foibe ny famotorana

“Mahazo matoky isika ato amin’ny faritra Sofia fa tsy avelantsika hanjaka ato amintsika ireo dahalo mpanao asa ratsy fa tsy maintsy fongorintsika tanteraka ho fampiadanana ny vahoaka ato amin’ny...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Tontolon’ny hosodoko: tsy ampy ny toerana hampirantiana

Ao anatin’ny fialantsasatra lehibe ny ankamaroan’ny mpianatra. Fotoana hikarohana fialamboly sy fanitaran-tsaina.Vonona ny hanome izany ny mpanao hosodoko raha toa ka… Anisan’ny zavakanto sy...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

“Volana iray, mpanoratra iray”: hampahafantarina ny sanganasan’Imbitika Rambala

Mitohy hatrany ny hetsika “Volana iray, mpanoratra iray”. Ho an’ity volana jolay ity, anjaran’Imbitika Rambala indray ny hampahafantarina etsy amin’ny Tranombokim-pirenena Anosy. Ramboanomentsoandrainy...

View Article

Mpikabary Lasalianina: 60 mianadahy niatrika fanadinana

Niatrika fanadinana nasionaly andia faha 14 Raphael Louis Rafiringa, ireo mpianatra eo anivon’ny Mpikabary Lasalianina Toamasina, omaly alahady. Miisa 60 mianadahy izy ireo no nanao izany, ny taona...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Fanodinkodinana fanampiana: norobain’ny mponina kere ny magazay feno entana

Efa tratry ny tsy fanjarian-tsakafo mahery vaika nefa mbola voavilivily indray ny fanampiana. Nabaribarin’ny eo anivon’ny CFM ny olan’ny mponina manoloana ny fihetsiky ny olona sasany any an-toerana....

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Fanentanana momba ny « autisme »: hiara-hiasa ny Orange solidarité sy ny...

Hanohana ny fikambanana Autisme féderation Madagascar ny Orange solidarité Madagascar, araka ny fanaovan-tsonia notontosaina, omaly, teo amin’ny roa tonta. Hanampy amin’ny fanombohana ny tetikasa « Asa...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Fikambanan’ny « dépositaire de médicaments »: tokony hohavaozina ny lisitry...

Nangataka amin’ny minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka ny fikambanan’ny “dépositaire de medicaments” manerana ny Nosy mba hasiana fanavaozana ny lisitr’ireo fanafody azon’izy ireo amidy amin’ny mpanjifa....

View Article

Eisa – Miralenta: entanina handray andraikitra ny vehivavy

Mbola lavitra ezaka. « Ilaina ny fiofanana satria mivoatra hatrany ny fanovozam-pahalalana amin’ny fandalinana ny lalàna. Ilaina hifanandrify amin’ny fivoaran’ny toe-draharaha iraisam-pirenena ny...

View Article


Profesora Randriamanantany Zely: tsy mbola tonga eto ny « variant Delta »

Mbola tsy misy eto amintsika ny « variant Delta” hatramin’ny omaly, araka ny nambaran’ny profesora Randriamanantany Zely Arivelo, tomponandraikitra eo anivon’ny minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka, tao...

View Article

Faritra Itasy: vaky ny ady mangatsiakan’ny governora sy ny depiote

Nambaran’ireo akaiky ireo depiote telo: i Miarinarivo sy i Soavinandriana ary Arivonimamo fa manana fomba fitantanana didy jadona ny governoran’Itasy. “Marisarisa ny fifandraisany amin’ireo...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Fitarihana ny atleta: hilanja ny saina malagasy amin’ny “Lalao olympika” i Tojo

Afaka iray volana. Voafidy hilanja ny sainam-pirenena malagasy hitarika ny delegasiona ny atleta Andriatsitohaina Tojo, mpibata fonjamby, amin’ny “Lalao olympika” hatao any Tokyo ny 23 jolay...

View Article
Browsing all 70740 articles
Browse latest View live