Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70745

Tontolon’ny hosodoko: tsy ampy ny toerana hampirantiana

$
0
0
Ao anatin’ny fialantsasatra lehibe ny ankamaroan’ny mpianatra. Fotoana hikarohana fialamboly sy fanitaran-tsaina.Vonona ny hanome izany ny mpanao hosodoko raha toa ka… Anisan’ny zavakanto sy kolontsaina manavanana ny Malagasy ny fanaovana sary hosodoko. “Miteny sy mampita hafatra ary mifandraika tsara amin’ny foto-pisainana malagasy ny hosodoko hita ao Madagasikara”, hoy ny mpizahantany vahiny iray, raha nitsidika voalohany […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70745

Trending Articles