Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70773

“Volana iray, mpanoratra iray”: hampahafantarina ny sanganasan’Imbitika Rambala

$
0
0
Mitohy hatrany ny hetsika “Volana iray, mpanoratra iray”. Ho an’ity volana jolay ity, anjaran’Imbitika Rambala indray ny hampahafantarina etsy amin’ny Tranombokim-pirenena Anosy. Ramboanomentsoandrainy Max Edmond ny tena anarany. Fantatra amin’ny solon’anarana Imbitika Rambala, na koa Air sy Max na Imboa. Tetaka ny 29 aogositra 1944 tao Alakamisy Ambositra izy. Nobeazina tamin’ny sekolim-pinoana tao Fianarantsoa. Azo […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70773

Trending Articles