Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70752

Fitarihana ny atleta: hilanja ny saina malagasy amin’ny “Lalao olympika” i Tojo

$
0
0
Afaka iray volana. Voafidy hilanja ny sainam-pirenena malagasy hitarika ny delegasiona ny atleta Andriatsitohaina Tojo, mpibata fonjamby, amin’ny “Lalao olympika” hatao any Tokyo ny 23 jolay hatramin’ny 8 aogositra izao. ‟Amin’ny maha atleta voalohany nahazo ny tapikala hiatrika ny fifaninanana azy no nifidianana ny hilanjany ny saina malagasy‟, hoy ny teo anivon’ny Komity olympika malagasy […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70752

Trending Articles