Niverina an-tanindrazana, omaly talata, ny Makis de Madagascar sokajy “senior” lahy sy vavy niatrika ny “Rugby africa cup” (RAC) ary ny U20, nifaninana teo amin’ny amboara Barthès. Nitotaly 84 mianadahy mianaka ireo tao anaty delegasiona malagasy. Afa-po amin’ny vokatra ireo mpanazatra telo mirahalahy satria tsy nitsanga-menatra mihitsy ny Makis, tamin’ireo lalao natrehiny. Raha tsiahivina, nandresy […]
↧