![]()
Mampiova ny tetibola amin’ny fanaovan-trano sy ny fanorenana (BTP) ny fisondrotry ny vidin’ny akora. Tena voakasik’izany ny simenitra sy ny vy. Nidangana izaitsizy ny vidin’ny akora fanamboarana trano tato ho ato. Tena nahitana izany ny simenitra sy ny akora vita amin’ny vy. Tonga ao amin’ny seranan-tsambon’i Ehoala Taolagnaro, ny 13 jona teo, ny simenitra milanja […]