![]()
Niverina indray ny fanenjehana ireo olona manao akanjona miaramila sy/na mivarotra ireny akanjo maramara mitovy loko amin’ireo fanaon’ny mpitandro filaminana. Mampigadra 1 hatramin’ny 5 taona ny fanaovana azy ireny… Nanamafy hatrany ny eo anivon’ny fitandroana ny filaminana fa voarara sy mahavoasazy ny fivarotana sy/na fisalorana ny fanamiana mpitandro filaminana na ny akanjo mitovy loko amin’izy […]