Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70745

Maevatanàna: tsy nety nanao famindram-pitantanana ny ben’ny Tanàna

$
0
0
Niteraka fifanjevoana ny tsy faneken’ny ben’ny Tanàna ao amin’ny kaominina ambonivohitr’i Maevatanàna hanao famindram-pahefana amin’ny ben’ny Tanàna vaovao. Taorian’ny fifidianana ben’ny Tanàna ny 27 novambra 2019 tao amin’ity kaominina ity izay hita fa feno hosoka sy fanararaotam-pahefana ka nampandaniana ny kandidà tsy miankina iray, araka ny didy navoakan’ny “tribunal administrative” ny 10 janoary 2020. Nampakatra […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70745

Trending Articles