![]()
Hoe fipoahana gazy ny nahatonga ity haintrano nahatsiravina tetsy Ambohijanahary, omaly antoandro, ity. Goavana ny fahavoazana. Ankoatra ny fahasimban-javatra maro tao amin’ilay trano, raim-pianakaviana iray namoy ny ainy. Tsy tafavoaka, maty kilan’ny afo tao. Nisesisesy ny haintrano, omaly, fa ny tena nampihoron-koditra ny firehetana nitranga tamina trano lehibe iray etsy Ambohijanahary tokony ho tamin’ny […]