Taorian’ny fanafihan-dahalo nitranga tao amin’ny kaominina Ambatolahy, andro vitsy lasa izay, tonga any an-toerana ny lehiben’ny fari-piarovana sy ny fandriampahalemana (ZDS Tsiribihina), afakomaly, nihaino sy nijery akaiky ny zava-misy ao an-toerana. Nisy ny fifanakalozan-kevitra amin’ny vahoaka ahafahana mijery vahaolana haingana entina miady amin’ny tsy fandriampahalemana. Tapaka nandritra izany ny famerenana ny “Kalony” hiara-hiasa amin’ny mpitandro […]
↧