Mbola lavitra ezaka. « Ilaina ny fiofanana satria mivoatra hatrany ny fanovozam-pahalalana amin’ny fandalinana ny lalàna. Ilaina hifanandrify amin’ny fivoaran’ny toe-draharaha iraisam-pirenena ny fanaovan-dalàna », hoy ny filohan’ny Antenimierandoholona, Razafimahefa Herimanana, omaly, tetsy Antaninarenina. Anisan’ny nanokatra ny atrikasan’ireo mpiasa avy eo anivon’ny Antenimierandoholona momba ny fanamafisana ny traikefa amin’ny fandalinana ny lalàna, ahatongavana amin’ny fampiharana ny […]
↧