![]()
Nangataka amin’ny minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka ny fikambanan’ny “dépositaire de medicaments” manerana ny Nosy mba hasiana fanavaozana ny lisitr’ireo fanafody azon’izy ireo amidy amin’ny mpanjifa. Ao anatin’izao ady amin’ny valanaretina Covid-19 izao, fanafody tena ilaina amin’ny famonjena aina ny Azithromycine, indrindra any ambanivohitra lavi-dalana any. Tsy tafiditra amin’ny lisitry ny fanafody tsy azon’ny “dépositaire » amidy izany. Isaky ny […]