Foot – Coupe de Madagascar : quatre clubs annoncent leur forfait
Contrairement à l’annonce de la Fédération malagasy de football (FMF), quatre clubs de la Pro League ont déclaré forfait pour la coupe nationale. Le malheur des uns fait le bonheur des autres. Grande...
View ArticleBarea de Madagascar : Mathyas Randriamamy encore libre
Revirement ! La pre-mière sélection de Mathyas Randriamamy en équipe nationale a suscité l’engouement du fait qu’il a évolué au sein d’un puissant club parisien en l’occurrence le PSG. On a même vanté...
View Article40 000 Ar ny iray grama…: roa lahy nahatrarana rongony “Skunk” 2kg mahery
Noraisim-potsiny! Voasambotry ny polisy miady amin’ny zava-mahadomelina, ny alakamisy sy zoma teo ireo roa lahy mpanao trafikan-drongony mahery vaika antsoina hoe “Skunk” teny Antaninarenina… Vao ny...
View ArticleMorondava: nijery ny olan’ny tsy fandriampahalemana ny MDN
Mitohy hatrany ny fitsidiham-paritra ataon’ny minisitry ny Fiarovam-pirenena (MDN), ny Jly Rakotonirina Richard rehefa avy any amin’ny faritra Avaratry ny Nosy ka nihazo ny faritra Menabe indray ity...
View ArticleFampiharana ny fanenjanana fepetra…: olona 169 tratra tsy nanao arovava,...
Vao mainka nihamafy ny fampiharana ny fanenjehana ny fepetra napetraky ny fitondram-panjakana manoloana ny ady amin’ny fiparitahan’ny codiv-19. Ny faran’ny herinandro teo efa nisy ny hetsika nataon’ny...
View ArticleTselatra
Nandrika koa ny ra teny By Pass, omaly maraina. Raim-pianakaviana iray mpitarika posy no maty nodomin’ny fiara teny an-toerana. Teo amin’ny sampan-dalana Ankadimbahoaka mihazo an’Alasora no nitranga ny...
View ArticleNivarina tanaty hantsana lalina ilay fiara…: efatra namoy ny ainy, maro ireo...
Fiara Crafter nitondra olona avy nanatrika ny fanamasinana ho eveka vaovaon’i Tsiroanomandidy, ny faran’ny herinandro teo ity niharan-doza, tao Ambohimitarona (Miarinarivo) ity. Nivarimbarina tanaty...
View ArticleFanalavam-potoana…
Raha mbola miraraka ny fanehoan-kevitry ny mpankafy ny an-daniny sy ny an-kilany, mianoka ny hafaliany taorian’ny nandrobahany ny amboaran’ny Euro 2020 teo anatrehan’ny Anglisy ry zareo Italianina. Tsy...
View ArticleKitra- Tompondakan’i Madagasikara: Ekipa efatra tsy hiatrika ny fifaninanana
Nanambara tamin’ny fomba ofisialy, omaly, ny ekipa efatra izay ahitana ny Fosa Junior , Jet Kintana, FCA Ilakaka ary ny 3FB Toliara fa tsy handray anjara intsony anatin’ny fiadiana ny tompondakan’i...
View ArticleFepetra momba ny hamehana ara-pahasalamana: mampisavorovoro ny sasany ny...
Manjavozavo. Nanome alalana ny hamindrana razana ny kaominina amin’ny alalan’ny delege na ny ben’ny Tanàna iray any ambanivohitra noho ny fahafantaran’izy ireo fa mitovy amin’ny mandevina ihany...
View ArticleMinisitera, Primatiora…: nisy lesoka ny seraseran’ny fanjakana
Hohatsaraina kokoa. Nanatanteraka fihaonana tamin’ireo lehiben’ny serasera eny anivon’ny minisitera sy ny eo anivon’ny Primatiora. Nitarika izany ny talen’ny serasera eo anivon’ny fiadidiana ny...
View ArticleKaominina Andranombao Iakora: nankasitraka ireo nifidy azy ny ben’ny Tanàna MMM
Notanterahina ny faran’ny herinandro tao amin’ny kaominina ambanivohitr’Andranombao, distrikan’Iakora ny lanonana manetriketrika nisaorana ireo vahoaka, nifidy fanindroany indray ny kandidà ben’ny...
View ArticleRallye Vakinankaratra: Mpanamory 31 hiady izay ho lohany
Hiditra amin’ny dingana faharoa ny fifaninanam-pirenena, eo amin’ny familiana fiarakodia. Hampiantrano izany ny faritr’i Vakinankaratra ka mpanamory 31 hifampitana amin’izany Hotanterahina ny asabotsy...
View ArticleKaribotel Analakely: namoaka ny boky « Saina miabo » Rasamy
Nivoaka ny zoma teo ny boky « Saina miabo », sanganasan-dRasamison Aimé na Rasamy. Izany dia notanterahina tetsy amin’ny Karibotel Analakely, izay narahina fampisehoana mahakasika ny boky. Miisa 70...
View ArticleFAKAFAKA: fanabeazana, mbola be loatra ny sarimihetsika!
Hatramin’izao, mbola eo am-panarenana ny lesoka hatrany ny tontolon’ny fanabeazana eto Madagasikara. Tafiditra ao anatin’izany ny fitaizana zanaka isan’ankohonana. Ny fanabeazana ireo mpikambana any...
View ArticleGovernora –Faritra Atsimo Atsinanana: “960 km ny lalana mila fanamboarana maika”
Nitondra fanazavana ny tetikasa fampandrosoana ny faritra Atsimo Atsinanana ny governora Dr Mahafaky Justin. « Betsaka ny tetikasa vita », hoy izy. Resaka nifanaovany tamin’ny gazety Taratra tamin’ny...
View ArticleAsa Avotra Mirindra: mijoro vavolombelona ireo mpahazo tombontsoa
Mijoro vavolombelona ireo mpahazo tombontsoa avy amin’ny Asa Avotra Mirindra, tanterahin’ny Tahirimbola ho an’ny fampandrosoana ( Fid). Dinidinika. Taratra (-) : Inona ny fihariana nataonao ? Rtoa...
View ArticleCentre Satya Sai de Tanà: fanampiana milanja 15 taonina nozaraina tany atsimo
Notanterahina ny faran’ny herinandro teo tao amin’ny tanànan’Ambatra Mitsinjo, distrikan’Androy ny fizarana sakafo ho an’ireo mponina any an-toerana, izay natolotry ny foibe Satya Sai de Tanà...
View ArticleMinisiteran’ny Fahasalamana: hanao ezaka ahazoana ny vaksiny Jansen
Nanambara ny minisitry ny Fahasalamam-bahoaka, Pr Rakotovao Hanitrala Jean Louis, omaly, teny amin’ny CSB II Ambohidroa mikasika ny vaksiny fa hatao faran’izay haingana ny hahazoantsika ny vaksiny...
View ArticleFoot – Coupe de Madagascar : Rajout de cinq nouveaux matchs
Finalement, cinq nouvelles rencontres viennent s’ajouter au calendrier des 1/16 de finale de la coupe de Madagascar, après le forfait de quatre équipes. Par ricochet, des nouveaux clubs sont appelés à...
View Article