Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70721

Morondava: nijery ny olan’ny tsy fandriampahalemana ny MDN

$
0
0
Mitohy hatrany ny fitsidiham-paritra ataon’ny minisitry ny Fiarovam-pirenena (MDN), ny Jly Rakotonirina Richard rehefa avy any amin’ny faritra Avaratry ny Nosy ka nihazo ny faritra Menabe indray ity manamboninahitra ity amin’ny fijerena ifotony ny olan’ny tsy fandriampahalemana. « Natao izao hizahana ifotony ny zava-misy any amin’ireo faritra tsirairay ho fanatanterahana ny baikon’ny filoham-pirenena dia ny famerenana […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70721

Trending Articles