Vao mainka nihamafy ny fampiharana ny fanenjehana ny fepetra napetraky ny fitondram-panjakana manoloana ny ady amin’ny fiparitahan’ny codiv-19. Ny faran’ny herinandro teo efa nisy ny hetsika nataon’ny polisim-pirenena amin’ny fanentanana ny olona amin’ny hanarahana hatrany ny fepetra, indrindra fa ny fitangorongoronana anaty trano, toy ny trano fandihizana, ny bar, ny karaoke. Nitohy, omaly indray izay […]
↧