Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70768

Rallye Vakinankaratra: Mpanamory 31 hiady izay ho lohany

$
0
0
Hiditra amin’ny dingana faharoa ny fifaninanam-pirenena, eo amin’ny familiana fiarakodia. Hampiantrano izany ny faritr’i Vakinankaratra ka mpanamory 31 hifampitana amin’izany Hotanterahina ny asabotsy 17 sy ny alahady 18 jolay ho avy izao ny Rallye Vakinankaratra,  dingana faharoa hiadiana izay ho tompondakan’i Madagasikara, taranja familiana fiarakodia. Mpanamory 31 ireo handray ny fiaingana hiady izay ho lohany. […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70768

Trending Articles