Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70721

Minisiteran’ny Fahasalamana: hanao ezaka ahazoana ny vaksiny Jansen

$
0
0
Nanambara ny minisitry ny Fahasalamam-bahoaka, Pr Rakotovao Hanitrala Jean Louis, omaly, teny amin’ny CSB II Ambohidroa mikasika ny vaksiny fa hatao faran’izay haingana ny hahazoantsika ny vaksiny Covishield andiany faharoa. Manao ny ezaka rehetra ahafahana mahazo ao anatin’ny fotoana fohy ihany koa ny vaksiny “Jansen” na “Johnson Johnson” ny minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka. Ny praiminisitra nanamafy fa […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70721

Trending Articles