Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70745

FAKAFAKA: fanabeazana, mbola be loatra ny sarimihetsika!

$
0
0
Hatramin’izao, mbola eo am-panarenana ny lesoka hatrany ny tontolon’ny fanabeazana eto Madagasikara. Tafiditra ao anatin’izany ny fitaizana zanaka isan’ankohonana. Ny fanabeazana ireo mpikambana any amina fikambanana isan-karazany. Ny fampianarana any an-tsekoly, sns. Samy ahitana tsy fahombiazana avokoa. Tsy misy vahaolana maharitra fa saika kisarintsarin-javatra sy endrika ivelany fotsiny no arantiranty etsy sy eroa. Raha ho […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70745

Trending Articles