![]()
Nitondra fanazavana ny tetikasa fampandrosoana ny faritra Atsimo Atsinanana ny governora Dr Mahafaky Justin. « Betsaka ny tetikasa vita », hoy izy. Resaka nifanaovany tamin’ny gazety Taratra tamin’ny nandalovany teto Antananarivo, ny herinandro lasa teo. Gazety Taratra(*) : Nisy ny fivorianareo governora rehetra niaraka tamin’ny filoham-pirenena, azo fintinina ve izany ? Dr Mahafaky Justin(-) : Nisy tokoa ny fihaonana […]