Rajaomaria Andry Tiana: 20 taona nikabariana, hamoaka ny « Manovo Kabary»
Ela niseharana tanaty lahabolana am-bava… 20 taona katroka amin’ity taona 2021 ity no nilomanosan-dRajaomaria Andry Tiana teo amin’ny sehatry ny fikabarina. Tao anatin’izay, efa maro ny boky navoakany,...
View ArticleFanorenana tsy ara-dalàna: nomena iray volana handrava ny tsenany ireo...
Efa nialana nenina ka nomena fe-potoana farany. Nanararaotra ny fihibohana ka nanototra tany sy nanorina tsy ara-dalàna teny amin’ny sisin’ny reniranon’Ikopa, Tanjombato ny sasany amin’ireo mpivarotra....
View ArticleFEC: 312 tapitrisa dolara avy amin’ny FMI
Nankatoavin’ny filankevi-pitantanan’ny Tahirimbola iraisam-pirenena (FMI), ny 29 marsa teo, ny fampindramam-bola, mitentina 312,4 tapitrisa dolara. Ao anatin’ny Fampindramam-bola nohamoraina (FEC) ity...
View ArticleSucocoma Ambilobe: fanarenana ny tontolo iainana nosimbaina
Orinasa mamokatra siramamy ny Sucocoma any Ambilobe, faritra Diana. Mihantona ny asan’ny orinasa satria niantraika any amin’ny fahadiovan’ny rano fisotron’ny mponina sy ny fanjonoana ny fihariany....
View ArticleJudo :Fetra Ratsimiziva au Grand Slam d’Antalya
Trois mois après sa médaille de bronze au championnat d’Afrique à Antananarivo au mois de décembre 2020 qui lui a permis de faire un bon en avant au classement mondial, Fetra Ratsimiziva poursuit sa...
View ArticleTaksiborosy nifatratra tamina kamiao: olona dimy namoy ny ainy, sivy naratra...
Nitragana lozam-pifamoivoizana mahatsiravina indray tamin’iny lalam-pirenena faharoa Pk 12 km tsy hidirana an’i Toamasina iny. Olona dimy no maty nandritra ny fifandonanan’ny kamiao lehibe iray sy...
View ArticleFirongatry ny Covid-19…: naverina nosokafana ny CTC -19
Nosokafana, afakomaly, ny foibe fikarakarana ny mararin’ny Covid-19 na Centre de traitement Covid-19 (CTC-19) ao amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena sy ny kolontsaina ao Mahamasina. Nanokatra izany...
View ArticleTafika an-dranomasina : nanamafy ny fiarovana ny sisin-tany tamin’ny...
Nanamafy ny traikefany nandritra ny 14 andro ny teo anivon’ny tafika an-dranomasina, nanomboka ny 14 marsa lasa teo izany ary nifarana ny 28 marsa. Maro ireo miaramila nisitraka io fampiofanana io...
View ArticleJiolahy nitaky vola 20 tapitrisa: takalonaina enina avotry ny zandary,...
Olona miisa enina nidina tao Anarabe kaominina Miandrivazo no avotry ny zandary soa aman-tsara, afakomaly. Nikasa hijery ranomena sarobidy (mercure rouge) akaikin’ny renirano Mahajilo izy ireo...
View ArticleTselatra
Mpandeha niisa telo avy ao Nosy Be no saron’ny miaramila avy amin’ny ZMPI Ankarana tao amin’ny seranan-tsambo Antsahapano, kaominina Ambanja, afakomaly. Saika hiditra an-tsokosoko tao an-toerana izy...
View ArticleAntsirambina amin’ny tsy fanajana fepetra: nandrangaranga fihibohana ny...
Mirongatra tanteraka ny coronavirus. Manaporofo izany ny antontanisa, indrindra ireo lavon’ny covid-19, tato ho ato. Manoloana izany, nanao antso avo sady fanairana ho an’ny rehetra ny Praiminisitra...
View ArticleKinanga kelin’ny vitsy… hamoa-doza lehibe ny maro
Mafy, sarotra… Tsy vitan’izay, mety ho ela. Sanatria. Iza no mahita? Na mahalala… Tsy inona fa ny ady amin’ny fihanaky ny valanaretina Covid-19 ihany. Mahery vaika ny fisehon’aretina amin’izao andiany...
View ArticleTsy mitsaha-mirongatra…: 15 be izao no lavon’ny Covid-19, afakomaly
15 ny olona lavon’ny Covid-19 ho an’ny 30 marsa, araka ny antontanisa ofisialy nivoaka omaly. Teto Analamanga ny fito, efatra ho an’ny Boeny ary iray avy tany Atsinanana, Sava, Analanjirofo ary Sofia....
View ArticleFiarahamonim-pirenena HINA-CCOC- Comaress-OSCEAH: « Tokony haparitaka eny...
“Tara loatra ny fandraisana fanapahan-kevitra hentitra manoloana ny fiparitahan’ny valanaretina Covid-19”, hoy ny fiarahamonim-pirenena, omaly. Taorian’ny nahalasanan’ny filohan’ny Vovonan’ny...
View ArticleFanamboarana ny tsena Coum: nafindra eny Andohatapenaka ireo mpivarotra
Nanaiky ny fandaminana napetraky ny kaominina Antananarivo Renivohitra ireo mpivarotra tetsy amin’ny Coum 67 Ha. Nafindra vonjimaika etsy akaikin’ny Gare Routière Andohatapenaka izy ireo, mandritra ny...
View ArticleFinoana kristianina: ao anatin’ny fahamailoana ny fetin’ny Paska
Na eo aza ny valanaretina covid-19 mamely eto amin’ny firenena, samy manomana ny fetin’ny Paska ny kristianina rehetra, izay ivon’ny maha kristianina rahateo. Toraka izany indrindra ny any...
View ArticleFitaterana: manimba ny asan’ny taxi ny taxi-moto
Nampiaka-peo, omaly, ny mpitondra taxi eto Antananarivo Renivohitra satria manitsaka ny asan’izy ireo ny taxi-moto. “Manao fitrandrahana tsy ara-dalàna ny sehatry ny fitaterana ireo taxi-moto ka lasa...
View ArticleIndray mijery
Notoloran’ny filoham-pirenena Rajoelina Andry concentrateurs d’oxygène dimy ny hopitaly Loterana Ambohibao entina hitsaboana ireo marary mila izany. Nanolotra ireo fitaovana ireo ny sekretera jeneraly...
View ArticleKitra – Barea de Madagascar: “Lesoka ny famonoam-baolina”, hoy i Nicolas Dupuis
Nanambara ny tsy fahaizan’ny lohalaharana malagasy mamono baolina sy mipetraka amin’ny toerana tokony hisy azy i Nicolas Dupuis, mpanazatra ny Barea de Madagascar. Manomboka izao, hijery ireo mpilalao...
View ArticleKitra – Can 2022: Ekipa 23 amin’ny 24 no efa tafita any Kameronina
Tapitra, ny talata 30 marsa lasa teo, ny andro fahenina sady farany amin’ny fifanintsanana hiadian-toerana ho an’ny Can 2022, tanterahina any Kameronina. Efa fantatra avokoa ireo ekipa 23, hiatrika...
View Article