![]()
15 ny olona lavon’ny Covid-19 ho an’ny 30 marsa, araka ny antontanisa ofisialy nivoaka omaly. Teto Analamanga ny fito, efatra ho an’ny Boeny ary iray avy tany Atsinanana, Sava, Analanjirofo ary Sofia. Tamin’ny olona 755 nanaovana fitiliana, nahitana tranga vaovao miisa 162 ka teto Analamanga ny 107, Atsinanana nisy 18, tany Diana nahitana 12, Alaotra […]