Olona miisa enina nidina tao Anarabe kaominina Miandrivazo no avotry ny zandary soa aman-tsara, afakomaly. Nikasa hijery ranomena sarobidy (mercure rouge) akaikin’ny renirano Mahajilo izy ireo kinanjo nofitahin’ny jiolahy. Nalain’ireo olon-dratsy an-keriny izy dimy mirahalahy sy ny vehivavy iray ary notakina vola nitetina 20 tapitrisa ariary. Tamin’ny mitatao vovonana, saron’ny zandary tamin’ny alalan’ny vela-pandrika ny […]
↧