Nanamafy ny traikefany nandritra ny 14 andro ny teo anivon’ny tafika an-dranomasina, nanomboka ny 14 marsa lasa teo izany ary nifarana ny 28 marsa. Maro ireo miaramila nisitraka io fampiofanana io ka natombok’ireo mpampiofana indinanina niisa dimy tany amin’ny faritra avatry ny Nosy izany. Tsy nijanona teo, tonga tany amin’ny faritra atsimo koa ny sambo […]
↧