Nosokafana, afakomaly, ny foibe fikarakarana ny mararin’ny Covid-19 na Centre de traitement Covid-19 (CTC-19) ao amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena sy ny kolontsaina ao Mahamasina. Nanokatra izany tamin’ny fomba ofisialy ny Praiminisitra (PM) Ntsay Christian niaraka tamin’ny minisitry ny Fahasalamam-bahoaka, ny profesora Rakotovao Jean Louis ary ny sekretera jeneralin’ny minisiteran’ny Fiarovam-pirenena (MDN), ny Vice Amiral Ranaivoseheno Antoine […]
↧