![]()
Nitragana lozam-pifamoivoizana mahatsiravina indray tamin’iny lalam-pirenena faharoa Pk 12 km tsy hidirana an’i Toamasina iny. Olona dimy no maty nandritra ny fifandonanan’ny kamiao lehibe iray sy taksiborosy, omaly maraina, tokony ho tamin’ny 9 ora sy sasany … Fiara taksibrosy Sprinter an’ny kaoperativa Contrans U niainga avy ao Toamasina hihazo an’ i Vatomandry no nifanehatra tamina […]