Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70768

Fanamboarana ny tsena Coum: nafindra eny Andohatapenaka ireo mpivarotra

$
0
0
Nanaiky ny fandaminana napetraky ny kaominina Antananarivo Renivohitra ireo mpivarotra tetsy amin’ny Coum 67 Ha. Nafindra vonjimaika etsy akaikin’ny Gare Routière Andohatapenaka izy ireo, mandritra ny fahavitan’ny tsena vaovao. Resy lahatra amin’ny fanamboarana ny tsena ho tonga manara-penitra ny mpivarotra, araka izany, hananana toerana azo antoka amin’ny fivelomana isan’andro. Nisy ny fifanarahana natao tamin’ny tompon’ny […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70768

Trending Articles