Na eo aza ny valanaretina covid-19 mamely eto amin’ny firenena, samy manomana ny fetin’ny Paska ny kristianina rehetra, izay ivon’ny maha kristianina rahateo. Toraka izany indrindra ny any am-piangonana. Mametraka ny fahamailoana avokoa manoloana ny firongatry ny valanaretina ka nametraka ny lamina manokana hiatrehana izany fetin’ny Paska izany. Inefatra miditra ny fiangonana sasany hahafahana manaja […]
↧