Misaona ny tontolon’ny zavakanto: lasa koa i Monique sy i Ndriana Ramamonjy
Tarika Ny Voanio, iray amin’ireo andrarezin’ny hira malagasy. Tamin’ny tafa fohy nifanaovana tamin’i Andry (zanak’i Clarisse, Ny Voanio), nodimandry, omaly, tolakandro tany Toamasina i Monique iray...
View ArticleKennedy: eo am-piketrehana ny boky “Hiratra Kabary” edisiona faharoa
Rainibetoandro Rakotondrandria Kennedy, na fantatra amin’ny hoe Kennedy Eo amin’ny tontolon’ny lahabolana am-bava. Folo taona niseharana teo amin’ny resaka kabary ny tenany ary efa nisy ny bainga...
View ArticleRanesa Firiana: “Andraikitry ny HCC ny fitandroana ny filaminan’ny firenena”
An-dalana amin’izao ny fampijoroana ny Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana (HCC), izay anisan’ny miantoka ny filaminan’ny firenena. Manazava ny mpahay lalàna, Ranesa Firiana: “Anisan’ny andraikitry...
View ArticleCovid-19: mitaky hetsika mafy amin’ny fanjakana ny UNDD
Namoaka fanambarana ny antoko UNDD. “Mangataka ny hanetsehana ho mafimafy kokoa noho ny natao teo aloha, amin’ireo rantsa-mangaika sy ambaratongam-pitondrana ary ny vondrom-bahoaka hatreny anivon’ny...
View ArticleRakoto Fetison Andrianirina: « Tsy tokony hihiboka, saingy henjanina ny...
Naneho ny heviny manoloana izao fiatrehana ny covid-19 izao ny filoha mpanorina ny RDS, Rakoto Andrianirina Fetison. Voaresaka ny momba ny fihibohana sy ny vaksiny. “Miverina mihiboka isika raha ny...
View ArticleAnaran-tsy very: Lahimatoa amin’izy 9 mirahalahy Rakoto Andrianirina Fetison
Iza izy ? 58 taona, manambady ary manan-janaka telo mianadahy sy manan-jafy efatra mianadahy, Rakoto Andrianirina Fetison. Lahimatoa amin’izy 9 mirahalahy zanaky ny ray aman-dreniny izy. Injeniera...
View ArticleFiompiana: miharatsy hatrany ny fihariana omby
Mifampiankina sy mifandray ny fambolena sy ny fiompiana eto Madagasikara. Miasa ho an’ny fambolena ny omby, saingy raha tamin’ny 2005 mbola nisy 9,7 tapitrisa ny isany, 6,5 tapitrisa sisa, tamin’ny...
View ArticleTanambao-Besakay: Nosy kely mifindrafindra anaty farihy
Mijoro vavolombelona Rainikotomanga Solofoniaina Ratsimandresy, ben’ny Tanànan’i Tanambao-Besakay, disitrikan’Ambatondrazaka.”Nosy kely, sahabo ho 0,4 ha eo ho eo izy io, ary tombanana ho iray hekitara...
View ArticleFitaterana an-dranomasina: havaozina ny 90%-n’ny lalàna
Lany andro ! Efa tamin’ny taona 2000, lalàna 99-028, ny lalàna mifehy ny fifamoivoizana an-dranomasina eto amintsika. Tsy maintsy mampihatra ny fifanarahana iraisam-pirenena nosoniaviny anefa i...
View ArticleFaritra Atsimo Atsinanana : Kaominina 51 nahazo famatsiana rano madio
Nandritra ny fanamarihana ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny rano, natao tany Farafangana farany teo, fantatra fa kaominina miisa 51, ao amin’ny distrika dimy, hahazo fotodrafitrasa momba ny rano, ny...
View ArticleMétéo: ho tony ny toetr’andro ao anatin’ny fetin’ny Paska
Tsy ahina ny hisiana tranga mihoa-pampana mandritra ny faran’ny herinandron’ny Paska raha ny vinan’ny mpamantatra ny toetry ny andro. Rahampitso alahadin’ny Paska, hisy zavona ny maraina amin’ny...
View ArticleIndray mijery
Mitohy ny ezaka famendrahana ranom-panafody mamono otrik’aretina sy fizarana « gel désinfectant » ho an’ireo mpitatitra fiarakaretsaka eny Antsonjombe, ifarimbonan’ireo sampandraharaha maro ao amin’ny...
View ArticleJeneraly Ravalomanana Richard: hamafisina ny paikady hisorohana ny Covid-19
Manolonana ny fihanaky ny valanaretina Coronavirus eto amintsika, mitohy hatrany ny ezaka ataon’ny zandary ahafanana manentana ireo olona tsirairay hitandrina sy hisoraka ny tsy hiparitahan’ izany....
View ArticleJiolahy telo lahy nirongo antsy : notetehiny ny tanan’ny lehilahy iray...
Efa manita-kevitra ny ratsy mitady ny fomba rehetra ahazoana an-keriny fananan’olona iray na tokantrano iray. Manomboka mirongatra indray ny halatra moto ao Toamasina renivohitra amin’izao fotoana...
View ArticleFanafihana tsenambarotra: olona roa maty voafitry ny dahalo, lasa ny vola 3...
Lehilahy iray 34 taona sy tovovavy vao 16 taona indray maty voan’ny balan’ny dahalo tany amin’ny kaominina Ambararata Sofia an-tampon-tanàna, distrikan’i Bealanana, ny 31 marsa teo tokony ho tamin’ny 6...
View ArticleAndavamamba: jiolahy iray niharan’ny fitsaram-bahoaka
Nidoboka am-ponja, omaly, ny lehilahy iray 48 taona avy namaky trano etsy Andavamamba Ambilanibe, omaly maraina tamin’ny 3 ora. Niditra tao an-tokotany io jiolahy io ary lasany ny “baffle” iray tao...
View ArticleTselatra
Lehilahy iray 61 taona maty nianjera tao amin’ny tohatra hikatra ho an’ny rihana voalohany etsy amin’ny trano fonenany ttsy Analakely, omaly. Anisan’ny mpanao ireny “test-Covid” ireny ny tenany ary tsy...
View ArticleHCDDED : “Mila fanazavana ny momba ny Covid-19”
Naneho ny heviny amin’izao fiatrehana ny ady atao amin”’ny covid-19 izao ny eo anivon’ny Filankevitra ambony miaro ny demokrasia sy ny fanjakana tan-dalàna (HCDDED). Mitaky mazava ny momba ity...
View ArticleMitsangana amin’ny aretina
Ao anatin’ny fankalazana ny Paska na ny Paka izao: fahatsiarovana ny nitsanganan’i Kristy tamin’ny maty ho famonjena ho an’izay mino fa Izy no Tompo sy Mpamonjy. Tsy toy ny tamin’ny taon-dasa....
View ArticleJery taratra…
Noho ny fihanaky ny Covid-19 izao… Saika mitombo isa hatrany ny tranga vaovao amin’ny fitondrana ny tsimokaretina Coronavirus. Toy izany koa ny isan’ny marary ao anatin’ny fahasarotana, ny mamoy ny...
View Article