Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70854

Anaran-tsy very: Lahimatoa amin’izy 9 mirahalahy  Rakoto Andrianirina Fetison

$
0
0
Iza izy ? 58 taona, manambady ary manan-janaka telo mianadahy sy manan-jafy efatra mianadahy, Rakoto Andrianirina Fetison. Lahimatoa amin’izy 9 mirahalahy zanaky ny ray aman-dreniny izy. Injeniera misahana ny fitantanana ny eny ambanivohitra ary manam-pahaizana momba ny fitantanana banky. Misahana ny asa “consultant”, mpiasan’ny banky ary mpandraharaha. Loholona FJKM ary nanana andraikitra maro teo amin’ny […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70854

Latest Images

Trending Articles