Noho ny fihanaky ny Covid-19 izao… Saika mitombo isa hatrany ny tranga vaovao amin’ny fitondrana ny tsimokaretina Coronavirus. Toy izany koa ny isan’ny marary ao anatin’ny fahasarotana, ny mamoy ny ainy. Manoloana izany, noferan’ny FFKM ho 200 ny isan’ny mpivavaka amina fanompoam-pivavahana iray ao anatin’izao fankalazana ny Paska izao, araka ny fihaonan’ireo filoham-piangonana tamin’ny filohan’ny […]
↧