Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70793

FEC: 312 tapitrisa dolara avy amin’ny FMI

$
0
0
Nankatoavin’ny filankevi-pitantanan’ny Tahirimbola iraisam-pirenena (FMI), ny 29 marsa teo, ny fampindramam-bola, mitentina 312,4 tapitrisa dolara. Ao anatin’ny Fampindramam-bola nohamoraina (FEC) ity famatsiam-bola ity ary haharitra 40 volana (telo taona sy telo volana) ny hampiasana azy ka hivoaka amin’ny ampahany voalohany ny 69,4 tapitrisa dolara. Hanampiana ny vola ampiasain’ny fanjakana malagasy ity vola avy amin’ny FEC […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70793

Trending Articles